ℂℕ𝕋𝔼𝕄𝔸𝔻 𝕣𝕖𝕡𝕠𝕤𝕚𝕥𝕠𝕣𝕪
𝒑𝒓𝒆𝒔𝒆𝒏𝒕𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏
Bonjour, je m'excuse pour les fautes d'orthographe et quelques confusions qui peuvent survenir, je vais vous expliquer brièvement ce projet "CNTEMAD repository" ... C'est un projet dont on ne sait pas quand il sera achevé mais seulement nous, le(s) membre(s), le(s) participant(e.s) qui le font évoluer. Un projet inspiré d'une autre université que j'ai trouvé (par hasard) sur Github. Je tiens à préciser d'emblée que ce projet s'adresse (principalement) à ceux qui font de l'informatique mais n'empêche pas d'autres domaines de nous rejoindre que vous soyez juridique, management, communication ou autre. Je ne vois aucun mal à s'entraider.
Voici les objectifs que nous viserons (ensemble) avec ce projet et les bénéfices potentiels que nous pouvons obtenir:
✅️ 1. Le succès de chacun dans l'apprentissage qu'il fait à CNTEMAD (c'est l'objectif principal).
✅️ 2. Le partage des connaissances.
✅️ 3. Pour que chacun sache ce qu'est le travail d'équipe.
✅️ 4. Une opportunité pour quiconque d'entrer dans le monde de GIT qui est toujours nécessaire (qu'il soit étudiant/ou pas).
✅️ 5. En partant du partage habituel via facebook où il y a une restriction sur les "uploads" (format, taille de fichier), je pense qu'il sera plus facile de récupérer des fichiers sur une plateforme GIT que sur ce dernier.
✅️ 6. Nous apprend à être plus discipliné (respect des règles).
✅️ 7. Ce sera une archive pour nous et nos jeunes frères/sœurs qui vont étudier à CNTEMAD.
✅️ 8. Pour éviter tout problème de déplacement, notamment pour lutter contre cette pandemie, gardez à l'esprit que le tarif du bus en aller-retour que vous allez payer gère toutes les manipulations que vous pourriez faire (à distance) sur github (peut-être même plus), mais cela ne nous empêche pas de nous rencontrer. Si par exemple il est si important que l'on se retrouve (selon les circonstances) et tout cela en respectant les gestes de barrière.
✅️ 9. Tout cela nous permet d'avoir le temps de nous concentrer d'avantage sur ce que nous faisons.
✅️ 10. Lorsque nous avons un projet open source a collaborer avec des étudiants, nous pouvons le «centraliser» sur "CNTEMAD repository" (il nous sera donc plus facile de démarrer sur un nouveau projet).
✅️ 11. Partage de types de sujets, d'exercices, de tutoriels, etc ... tout ce qui est lié à nos études ...
✅️ 12. Il nous apprendra ce que signifie réellement cette phase: « Sambatra ny manome noho ny mandray », non pas pour être égoïste mais pour aimer notre prochain comme nous-mêmes.
👉️ Un des grands objectifs que j'aimerais réaliser à l'avenir est de pouvoir aider les gens « Sahirana » (en faisant un don financier obtenu d'un autre projet).
👉️ Ce sont les raisons pour lesquelles j'ai commencé ce projet, lorsque vous êtes vraiment prêt(e) à nous rejoindre, veillez completer les formulaires d'inscription ci-dessous (nous essayons toujours de compléter les instructions étape par étape) en fonction de l'expérience de l'utilisateur du référentiel CNTEMAD...
*** formulaire d'inscription (modele) ***
📌️ Pseudo : Rakoto
📌️ Niveau : L1
📌️ Filiaire : Info
📌️ Parcours : BDGL
📌️ Github : https://github.com/Rakoto
📌️ stack : HTML/CSS, Boostrap, JQuery, Javascript, PHP, Python, Java, C, Wordpress, Flutter ...
📌️ others: izay competences/centre d'interet hafa raha misy (Musique, arts, etc...).
📢️ P/S: Izy ity tsy nasiana fanavankavahana, na mahay ianao na tsy mahay, na lahy na vavy, na L1 ianao na M2, na inona filiaire misy anao, fifanampiana no tena tanjona, tadidio fa rahatrizay hiasa ianareo dia anisany jeren'ny mpampiasa ny "projet personnel" na "projet collectif" nataonareo, ka tsy hay na ato (na tsia) ianareo no hahita opportunité anaovana izany. Efa misy groupe de discussion (fb) hafahantsika mifampiresaka mahakasika ity projet ity ...
🛡️ Fifanajana samy "membre", aoka tsy hanisy zavatra hafahafa (Tsy misy hidiran'ny fianarana), soroy ny resaka tsy misy hifandraisany aminy tanjona napetraka.
🛡️ Fifampizarana no mamelona ity "projet" ity ka aoka isika mba hadray anjara araka izay vitan-tsika.
🛡️ Hamarino tsara ny branche
misy anao alohan'ny hanaovanao zavatra @alalan'ity $ git branch
(izay misy "etoile" no misy anao, * L1
ohatra) | branche ?
🛡️ Aza mandefa zavatra (fichier/dossier) ao amin'ny branche master
ary hamarino tsara ilay zavatra ho alefanao.
🛡️ Azo atao ny mandefa image|capture(.jpg .png .gif)
fa tsy azo atao kosa ny mandefa video
, ekena ny fichiers
rehetra ankoatra izay.
🛡️ Ny fichiers
izay misy texte/code
rehetra dia encodés en UTF-8
avokoa | utf-8 ?
🛡️ Ilain'ny mpikambana rehetra ny commentaire
ao @kaody nosoratanao mba hanamorana ny famakiana azy (commentez intelligemment).
🛡️ Hajao ny Style d'indentation de code
(ataovy mirindra sy mazava tsara) | style d'indentation ?
🛡️ Hajao hatrany ny convention de commit
fampiasa (ataovy fohy nefa mazava azon'ny rehetra ny "commit" ataonao) | commit ?
🛡️ Mizara manoratra ny nom de variable en Anglais
sy mazava tsara, ary manaraka convention sahala @ camelCase
| camelCase ?
🛡️ Mizara mampiasa carnet TODO list
mba hampilamina (organisation/priorisation des tâches) ny zavatra ho ataonao rehetra (velabelaro raha ilaina izany).
*** QUOTES ***
📜️ KISS: Keep It Simple, Stupid!
La simplicité est la sophistication suprême | un code simple est plus lisible et plus facile à maintenir.
📜️ DRY: Don’t repeat yourself
Si la même portion de code se retrouve deux fois ou plus dans un script, on en fait une fonction. Si la même portion de code se retrouve deux fois ou plus dans une classe, on en fait une méthode.
📜️ YAGNI: You aren’t gonna need it
Rien ne sert de coder une méthode qui n’a pas d’implémentation ou d’utilité immédiate.
📜️ Don’t be shy, ask!
Il n’y a pas de honte à demander de l’aide, surtout avant d’attaquer une nouvelle fonctionnalité.
📜️ Erik Buck: "write less code" ou "Écrire moins de code" pour rendre une source plus simple et plus facile à maintenir.
📜️ Obie Fernandez: toujours prendre le temps de réfléchir quand on a une erreur avant de rajouter du code supplémentaire.
📜️ Danny Kalev: il faut lire des livres, lire des magazines, apprendre encore et toujours de nouvelles techniques. Il conclut avec cette phrase : "read much more than you write" ou "Lisez plus que vous ne codez".
📜️ Eric Lippert: pour devenir meilleur, participer sur des forums ou des groupes de discussions en aidant ceux qui ont des questions, si vous avez la réponse, dites là, si vous ne l'avez pas, rechercher sa réponse sur Internet.
📜️ Mark Summerfield: rendre le code plus facile à comprendre et donc à maintenir. Le deuxième : écrire des tests unitaires pour son code avant de l'intégrer au projet.
📜️ Bill Wagner: d'abord rendre son code fonctionnel avant de vouloir l'améliorer ! Ça peut paraitre stupide mais il faut toujours garder cela en tête !
Toro-lalana ho an'ireo vaovao eto amin'ny Github
sy ny tontolony ...
[Tutoriel complet pour debutant - video 1h15 version Malagasy]
Ireto manaraka ireto indray natokana ho an'ireo efa mahazo ny concept ny Git ...
[Miara-mamindra | Projet iray mifantoka koakoa amin'ny fampiasana GIT]
Outil de versioning (interface graphique | cli | script
), samy mampiasa GIT
avokoa ireo:
Outil | Plateforme | Download | Tuto | Github |
---|---|---|---|---|
Sourcetree | Windows | download ⬇ | tuto 🎬️ | - |
Gitbash | Windows - GNU/Linux | download ⬇ | - | - |
Gitkraken | Windows - GNU/Linux | download ⬇ | tuto 🎬️ | - |
UNGIT | GNU/Linux | download ⬇ | tuto 🎬️ | github 🔗 |
gitvers-tool | GNU/Linux | download ⬇ | - | github 🔗 |
Ato amin'ity section iray ity no haitantsika ireo mpikambana inscri
rehetra ato amin'ny CNTEMAD repository. Entina anamorana ny fitadiavana izay andraikitra
sahanin'ny tsirairay, mba ho mora amintsika rehetra no mijery hoe inona ny zavatra manavanana
an'i Rakoto na Rabe, na izay informations rehetra mety ilaina. Ity section ity no antony tsy maintsy hamenoana ilay formulaire d'inscription rehefa hiditra ho mpikambana isika.
Pseudo | Poste | Filiaire | Niveau | Parcours | Github | Skill(s) |
---|---|---|---|---|---|---|
♂️ Toky | - | Info | M2 | BDGL | Gituxmanjaka | stack: HTML CSS Bootstrap Javascript Typescript Python Java |
♂️ Stany | - | Info | L3 | BDGL | Stany Nilaina | stack: Javascript Angular Ionic |
♂️ Xoder | - | Info | L1 | BDGL | Mr xoder | stack: HTML CSS Javascipt PHP Python |
♂️ a2d | - | Info | L1 | BDGL | Annael007 | stack: HTML Python Java C VBS other: electro piano FLstudio |
♀️ Fahendrena | - | Info | L2 | - | Fahendrena | stack: HTML CSS Javascript PHP Python |
♂️ Wenceslas-Angelo | - | Info | L1 | BDGL | Angelo | stack: HTML CSS Javascript Python |
♂️ ChristianoDc7 | - | Info | L2 | RS | ChristianoDc7 | stack: HTML CSS Bootstrap Javascript PHP Python C |
♀️ Naingo | - | Info | L2 | RS | Fanaingo | stack: HTML CSS Javascript C |
♂️ Raja | Admin TDL |
Info | L3 | BDGL | Raja Rakotonirina | stack: Python Javascript Shell other: dessin illustration |
- | - | - | - | - | - | - |
Araka izay anarany izay hoe "TODO list" dia ato amin'ity section iray ity no haintantsika mpikambana (na vaovao na tranainy) ireo "tache (principal)" iraisantsika, natao ity mba ho mora amintsika no mijery ireo progression
amina objectif iray na maromaro ka hafahan'ny membre rehetra mandray anjara. Mety mbola misy fanatsarana atao eo amin'ny lafiny fandaminana... 😉️
Ohatra @fampiasana TODO list: Misy exercice/sujet mbola tsy natao dia afaka atao anaty TODO list mba ho hitan'ny rehetra. Raha misy bug anaty code ohatra dia afaka alefa eto saody misy mahita solution (syteme issues ihany ilay izy)
P/S: Miresaha amin'ny responsable ny TODO list izay hitanao eo amin'ny section ny "Mpandray anjara" mba hafahany manao MAJ ilay lisitra | izay misy Poste = TDL
Google drive
ho an'izay mbola tsy mahalala dia service de stockage en ligne (cloud)
iray natolotry ny orinasa Google. Inona no hifandraisany amin'ity projet ity ? tsara fantantsika fa misy fetrany ny zavatra azontsika tehirizina ato @github, eo @ 500Mo
eo no nomena ny compte free
iray ka noho izany indrindra no antony hampiasana ity "service Google drive ity" (ary antony nahatonga ilay fitsipika hoe tsy azo atao ny mandefa "video"). Google drive
dia manana "capacite de stockage" hatramin'ny 15Go
isaky ny compte iray.
🄽🅈 🄵🄾🄼🄱🄰 🄵🄰🄼🄿🄸🄰🅂🄰🄽🄰 🄰🅉🅈 (misy dingana 5)
1. Mamorona `compte google (gmail)` ary tonga dia omena anao maimaim-poana avy hatrany io `15go` io vao vita izay.
2. Rehefa connectE amin'ilay compte isika dia miditra ao amin'ny [Google DRIVE](https://drive.google.com/).
3. Rehefa ao ianreo dia mahita `interface "Mon drive"` sahala amin'ireny "gestionnaire de fichier" ny "telephone" na "ordinateur" anareo ireny: Ao ianareo afaka manao `importation/exportation` fichier(s), `creer/supprimer dossier/fichier(s)`, miditra amin'nireo karazana `applications google` hafa (google docs[mitovy @word], google sheets[mitovy @excel], google slides[mitovy @powerpoint], ary mbola misy maro samihafa ...). Ary ny tena ampesaintsika azy dia ilay `stockage de(s) fichier(s)` izay noresahina teo ambony.
4. Rehefa azoareo ny hilana azy dia sahala amin'izao no fomba fampiasana azy, tsara marihana fa tsy ity `google drive` ity no atao `centre de stockage` fa ampiasaina fotsiny rehefa misy zavatra hifampizarana kanefa mitaky `capacite de stockage ambony` (Ex: >=50Mo).
5. Ireto avy ary ny atao rehefa hampiditra fichier ao ianareo dia hizara @mpiara mianatra aminareo:
* Miditra ao @ app [Google DRIVE](https://drive.google.com/) ianareo.
* Click droite > Importer des fichiers.
* Safidinareo ilay fichier ho zarainareo (tsara koakoa raha `compressE` ilay izy vao manao importation ianareo - voir section [Tips & Tricks])
* Rehefa vita ny importation dia stockE zay ilay donnees, click droite eo @ilay fichier ary `Obtenir le lien`, dia afaka mizara azy @alalan'ny "LIEN PUBLIC" ny Google drive ianareo. Manana choix roa ianareo @fomba fizarana azy:
1. partage "LimitE": izany hoe izay olona nomenareo autorisation ihany no afaka maka azy.
2. partage "Publique": izay olona rehetra mahita ilay LIEN nomenareo ka miditra ao (ity farany no mahaliana antsika).
* Rehefa vita ny safidy ny mode de partage dia tsindrio ny `copier le lien` ary raha tianareo ho eto @lisitra izany (ho zarainareo en public) dia miresaka @Admin na moderateur (izay hitanareo eo @Mpandray anjara) na alefanareo @adresse e-mail|facebook (@farany ambany ny pejy) dia verifiE ny admin/moderateur ary integrE-ny @CNTEMAD repository avy eo.
* Tsara raha mba asinareo `description` tsotsotra sy precisE-nareo ny `taille totale` mahakasika ilay zavatra ho zarainareo.
🄸🅁🄴🄾 🅃🄰🄷🄸🅁🅈 🄰🄾 @🄶🄾🄾🄶🄻🄴 🄳🅁🄸🅅🄴
W3SCHOOL offline | size: 372Mo | added by ♂️ Raja
download ⬇ | demo 💻️ |
---|
Site web fianarana ireo tehno web isankarazany (frontend | backend), ao koa ny mahakasika ny serveur, misy quiz par thème ihany koa. Nalaina tamin'ny HTTrack website copier (mandeha hors ligne), izany hoe tsy mila connexion rehefa avy nalainareo ao @Google drive.
"OpenClassrooms" dia site web (educatif)
iray izay manolotra ny mpikambana ao aminy karazana fanofanana sy fampianarana maro isankarazany izay hazahoana diplome
na certificat
. Ny contenu
rehetra ao dia novokarina avy amin'ny sekoly, oniversite, mpiara-miasa toa an'i Microsoft na IBM, na mpilatsaka an-tsitrapo (bénévoles).
NOTE: Maro ireo Cours en libre acces
ao @OC fa saingy ny fahazoana ny certificat @farany kosa no andoavam-bola. Tahaka izany koa ny Formations diplômantes
...
Visiter OpenClassrooms |
---|
Cours OFFLINE d'OpenClassrooms:
Hitanao ato ireo Cours en libre acces
ny OC izay afaka alainao (telecharger) ary tsy mila connexion internet (OFFLINE).
HTML5 & CSS3 | size: 43.7Mo | added by ♂️ Raja
download ⬇ | demo 💻️ |
---|
Ireo outil (maivamaivana) mety hiasa amintsika ...
HTML5 toolkit | size: 180Ko | added by ♂️ Raja
download ⬇ | demo 💻️ |
---|
Outil kely fianarana HTML5 ho an'ireo hiditra @developpement web 🕸️.
PY-TOOLKIT | added by ♂️ Raja
Github 🔗️ |
---|
Scripting toolkits collection for Python lovers 🐍️🛠️.
Ho itantsika ato amin'ny section Tips & Tricks
avokoa ireo karazana fikafika kely izay hita hoe mety ilain'ny rehetra amin'ny fampiasana ny tahiry "CNTEMAD repository", tsindrio fotsiny ilay [💡️] izay eo anilan'ilay theme tianao fantarina.
Aide memoire git [💡️]
Ato daholo ny commande de base ny GIT en Cli, raha mbola tsy sur ianao dia testeo en local aloha ilay commande tianao atao ...
Ny convention de commit [💡️]
Tsara foana isika rehefa manao "commit" dia manaraka convention mba ho mora amin'ny rehetra ny mamaky azy aveo.
Mety misy "manipulation specifique" nataonao ka tsy hitanao ao amin'ny "commit-template" ilay "type de commit" dia tsara raha manaraka ilay structure
<type> (<specify>): <topic> | <description> dia efa mety. Izany hoe foroninao ilay <type> ...
Ny fomba fanaovana compression de donnees [💡️]
Ny compression de donnees dia miaro azy amin'ny "programme malveillant" sy manampy @resaka vitesse de "téléversement|telechargement".
Ho an'ny mpampiasa Windows ilay rohy eo ambony, fa raha sous GNU/Linux dia sahala amin'izao no fanaovana compression/decompression:
[compression]:--->$ tar cvfz <ilay sortie: <mon-fichier>.tar.gz> <ilay entrer: mon-fichier>
[ohatra]:-------->$ tar cvfz exercices-maths.tar.gz exercices-maths
[decompression]:->$ tar xvf exercices-maths.tar.gz
📢️ P/S: Raha misy soso-kevitra na fanatsarana tianao atao dia alefaso mailaka na facebook @ rohy eo ambany